|
|
|
|

Entrée1  tononina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava
Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy
Explications en anglais  4  [1.7] to be pronounced
Explications en français  5  [1.8, 1.5] qu'on prononce
Radical  6  tonona
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  13  anontony, antonony, itononan, natonony, nionotan, nitonoan, nitonona, nonatoin, nonotany, notonina, onontany, tononina

Mis à jour le 2025/01/21