Entrée | 1 totorana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo |
Radical | 4 tototra |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 totofana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |