|
|
|
|

Entrée1  traokabe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray
4  [1.13] faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka
Explications en français  5  [1.13] trachée artère
Vocabulaire  6  Biologie
Mots élémentaires  7  traoka, be

Anagrammes  8  abetroka, aboretak, boretaka, traokabe

Mis à jour le 2025/01/21