|
|
|
|

Entrée1  tratra antso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray
Mots élémentaires  4  tratra, antso

Mis à jour le 2024/12/07