|
|
|
|

Entrée1  tsanganolona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana
Explications en français  4  [2.415#6630] "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout.
Exemples  5  [2.472] Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra.
Vocabulaire  6  Economie: finances, gestion
Mots élémentaires  7  tsangana, olona

Mis à jour le 2024/12/07