Entrée | 1 tsatsi-benitra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo) |
Exemples |
4 [1.437#] Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo. |
Mots élémentaires | 5 benitra |
Mis à jour le 2024/12/26 |
![]() |