|
|
|
|

Entrée1  tsianaby
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby")
Explications en français  4  [1.3] nous tous. Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps. Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous
Mots élémentaires  5  isika, aby

Mis à jour le 2024/12/24