|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsindranolahy
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3] le mâle tsindrano
Vocabulaire  4  Zoologie: invertébrés
Mots élémentaires  5  tsindrano, lahy
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot tsindranolahy

Entrée (2/2)7  Tsindranolahy
Partie du discours  8  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  9  [1.1] Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany
Explications en français  10  [1.3] nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes
Exemples  11  [2.48] Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe:
Vocabulaire  12  Histoire: clans, tribus
Mots élémentaires  13  tsindrano, lahy
Synonymes  14  tsindrano
Article  15  Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16  Tsindranolahy, tsindranolahy

Mis à jour le 2025/04/28