|
|
|
|

Entrée1  tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny
Radical  4  tsy, hanina, voky, fa, vony, ahitra, ome

Mis à jour le 2024/12/07