Entrée (1/3) | 1 valisoa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana |
Explications en français |
4 [1.13] récompense |
Exemples |
5 [2.643] Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. 6 [2.445] Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. 7 [2.113] Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. |
Radical | 8 valy, soa |
Entrée (2/3) | 9 valisoa |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 [1.196] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [Sakalava]
|
Vocabulaire |
12 Botanique |
Nom scientifique |
|
Entrée (3/3) | 14 Valisoa |
Partie du discours | 15 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en français |
16 [1.196] On donne ce nom à des jeunes filles |
Radical | 17 valy, soa |
Anagrammes | 18 asa voly, soavali, soavaly, valisoa, Valisoa, voasaly, voasila |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |