|
|
|
|

Entrée1  varivariana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3#814] [duplicatif]
Exemples  5  [1.437#] Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana.
6  [2.529#] Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana.
7  [2.588#] Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy.
Radical  8  variana

Mis à jour le 2024/12/26