|
|
|
|

Entrée1  varo-boba
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] varotra mora dia mora
4  [1.13] varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro
Explications en anglais  5  [1.7] sold very cheaply
Explications en français  6  [1.3] très bon marché, à vil prix
7  [1.13] solde
8  [1.8] vendu à vil prix
Exemples  9  [2.470#] Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion
Mots élémentaires  11  varotra, boba

Mis à jour le 2024/12/07