|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vazo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy"
Explications en français  4  [1.3] Femme entretenue, maîtresse
Exemples  5  [2.131] tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?

Vocabulaire  6  Rapports: famille
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot vazo

Entrée (2/2)11  vazo
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.1] Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina
Explications en français  14  [1.3] Chanson, romance, chansonnette, complainte
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
19  Adjectifs :

Anagrammes  20  vazo, voza, zavo, zova

Mis à jour le 2025/03/30