Entrée | 1 voafarana |
Partie du discours | 2 participe passé |
Explications en anglais |
3 [1.2] made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. |
Explications en français |
4 [1.3#153] terminé, conclu, limité, rogné, limé |
Exemples |
5 [2.472#] Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. |
Radical | 6 farana |
Synonymes | 7 finarana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |