|
|
|
|

Entrée1  voro-kitsay
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tapa-damba tonta sady maloto no rovitra
Explications en anglais  4  [1.7] tattered clothing
Explications en français  5  [1.8] haillons
Exemples  6  [1.369#] Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra?
Mots élémentaires  7  vorotra, kitsay

Mis à jour le 2024/12/07