|
|
|
|

Entrée1  voromailala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1][voromahailala] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana)
4  [1.62] vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona
Explications en anglais  5  [1.2] a dove, a pigeon
Explications en français  6  [1.3][voromahailala] pigeon, colombe
7  [1.54] pigeon
Exemples  8  [1.437#] Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy.
Vocabulaire  9  Zoologie: oiseaux
Mots élémentaires  10  vorona, mailala
Autres orthographes  11  voromahailala
Analogues  12  domohina, limohy, pakatova
Mots composés 
Article  14  Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/12