|
|
|
|

Entrée1  zana-baratra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka
Mots élémentaires  4  zanaka, varatra
Mots composés 
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot zana-baratra

Mis à jour le 2024/12/07