|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zana-tany
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] teraky ny foko eo an-toerana
4  [1.1] ny teraka tao amin' ny tany niaviany
Explications en anglais  5  [1.7] a native of a country
Explications en français  6  [1.8] natif d'un pays
Mots élémentaires  7  zanaka, tany

Entrée (2/2)8  zanatany
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina
11  [1.13] tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy
Explications en anglais  12  [1.7] a colony
Explications en français  13  [1.8, 1.13] colonie
Mots élémentaires  14  zanaka, tany

Anagrammes  15  itazanan, nataizan, nitazana, tazanina, zanatany, zana-tany, zantiana

Mis à jour le 2025/04/30