|
|
|
|

Entrée1  zazavao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva
Explications en anglais  4  [1.7] a new recruit; a new trainee
Explications en français  5  [1.8] recrue; apprenti sans expérience
Exemples  6  [4.27#] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
7  [2.472#] Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra.
Mots élémentaires  8  zaza, vao

Mis à jour le 2025/02/07