|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : akipaka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mampakatra feta tsy madity, ka avy ny orana dia akipany. [2.415 #6115, 2.165]
Mampakatra feta tsy madity ka nony avy ny orana nakipany. [2.558 #1955] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ceux qui avaient fait du mauvais mortier (pour construire une muraille), la pluie est venue et l' a fait tomber. [2.165 #720]
On avait fait de l' argile trop claire, et la pluie est venue, et elle a détruit la muraille. [2.415 #6115] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|