| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : Andriambolana | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona.  [2.415 #3109] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an'  ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona.  [2.558]
 Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka mitsidik' andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona.  [2.653 #1174]
 | 
| Traduction française | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona.  [2.415 #3109] | 
| Interprétation française | Marche du soleil.  [2.415 #3109] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |