| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : bitsibitsika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Bitsibitsiky ny lava nify, ny lavitra indray no mandre aloha. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay rehetra toa bitsibitsihina, nefa henon' ny olona lavidavitra ny tena ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |