| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fahasosorana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro hihaonana; fa aleo masoandro be lohataona, ka tsy mba manam-pahasosorana. [2.165]
 Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro hihaonana ; fa aleo masoandro lohataona, ka tsy mba manam-pahasosorana. [2.415 #3097] Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro ihaonana. [2.558 #545] Aza masoandro ririnina ka vao mihaona dia manjombona. [2.558 #702]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le soleil d' hiver qui est couvert lorsqu'on le rencontre mais faites comme le soleil de printemps qui apporte la joie.  [2.415 #3097]
 Quand on vous rencontre, n' ayez pas un visage sombre tel un soleil d' hiver, mais ayez plutôt un visage gai comme le brillant soleil du printemps. [2.165 #1259]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Entretenez la joie. [2.415 #3097] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |