|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : famangitra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Be famangitra toa rambon' osy. [1.1]
Be famangitra toa rambon' osy ka ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.558] Be famangitra, toa rambon' osy: ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.653 #742] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Be hambo loatra ka ny tsy ho vita avy no tetehina hatao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|