| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : famirapiratana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Jamba mitanina andro : finaritra ny hafanany fa tsy mahita ny famirapiratany.  [2.415 #2154]
 Jamba mitanina andro : ny hafanana dia lavorary fa ny famirapiratana no tsy hita. [2.558 #1543] Jamba mitanin' andro: finaritry ny hafanany, fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Aveugle qui se chauffe au soleil : il se réjouit de sentir sa chaleur, mais il ne voit pas sa lumière.  [2.415 #2154]
 Un aveugle se chauffant au soleil: il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |