| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : fangala-bola | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mitondra adidy amy ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola.  [2.653]
 Mitondra adidy amin' ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [2.558]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy mangalatra manana adidy, ohatra ny fangala-bola.  [2.653, 2.165]
 Tsy mangalatra manana adidy, sahala amin' ny fangala-bola. [2.558 #293]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Celui qui commet le vol le plus grave, c' est celui qui vole de l' argent. [2.165 #1060] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |