| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fetry
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany.  [2.415 #262]
 Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany.  [2.653 #3557]
 Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy nahajehy ny masoandro, tsy naharefy ny tany, nefa hitan'  ny maso sy nodiavin'  ny tongotra isan'  andro.  [2.558 #4758]
 | 
| Dikanteny frantsay | On ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse.  [2.415 #262]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance.  [2.415 #262]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |