| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : fofoina
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Lozai-manana anaka toa sorohitra, tenenina alina lanim-biby, fofoina halaina lasan'  olona.  [2.558 #1816]
 Lozai-manana anaka, toa sorohitra : tenenina alina vao lanim-biby, fofoina halaina lasan' olona.  [2.415 #918]
 Lozai-manan-anaka, toa sorohitra : tenenin' alina vao lanim-biby, fofoina halaina lasan' olona.  [2.653 #1386]
 | 
| Dikanteny frantsay | Atteinte par le malheur quand elle a des enfants, comme l' alouette : si on parle de l' alouette la nuit, les bêtes la mangent ; si on se promet de la prendre, d' autres la prennent.  [2.415 #918]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des enfants qui portaient malheur à leur mère ; allusion à l' interdiction superstitieuse ou fady qui défendait quand on voyait un nid d' alouette d' en parler la nuit, ou de dire tout haut en l' apercevant : je le prendrai.  [2.415 #918]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Vazimbalahy anaty roimemy : fofoin-ko faty vao ela velona.  [2.558 #4915]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |