| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : harato | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Aza manao rary harato, mifanakaiky nefa tsy mihaona. [2.558 #559]
Aza manao rary harato, railahy: mifanakaiky, kanefa tsy mihaona. [2.653 #491] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Rary harato (isika mirahalahy): mihaona ihany, fa tsy mipaka. [2.653]
Rary harato : mihaona ihany fa tsy mipaka. [2.558 #3720] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|