| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : haratsiana | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Dovidovy endrika ka tian'  ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian'  ny kabary hodiavina.  [2.558] Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina.  [2.415 #4862, 2.653 #863]
 | 
| Traduction française | Il a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions.  [2.415 #4862] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena.  [2.415 #1095] Manao ambany maso tsy tsinjo ka mila haratsian-ko an-tena, ka matahora an' Andriamanitra, fa tsy olona mitovy hasina aminy hianao.  [2.415 #32]
 | 
| Traduction française | Avoir Dieu sous les yeux sans le voir, c' est s' attirer malheur ; craignez Dieu, car il vous dépasse en sainteté et en puissance.  [2.415 #32] Ne pas regarder ce qu' on a sous les yeux pour regarder de préférence ce qui est au loin, c' est s' attirer malheur.  [2.415 #1095]
 | 
| Interprétation française | Se disait de ceux qui négligeaient leurs parents pour les étrangers.  [2.415 #1095] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Ny fahakamoana no renin' ny haratsiam-panahy rehetra.  [2.415 #3948] | 
| Traduction française | La  paresse est la mère de tous les vices. [2.415 #3948] | 
| Interprétation française | D' origine récente.  [2.415 #3948] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |