| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : kitram-bero
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Aza manao voli-vary an-kitram-bero : ny tian' ny tany tsy atao, fa ny tian' ny olona no atao.  [2.415 #2280, 2.653, 2.558]
 | 
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme une plantation de riz au milieu d’une brousse d’herbe Vero : on ne fait pas ce que la terre aime et demande, mais on fait ce que veut le propriétaire.  [2.415 #2280]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui cherchent leurs intérêts propres sans s’occuper des intérêts généraux.  [2.415 #2280]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |