| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : lovoka | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Tantamo an-dovoka ñy olona: vany mitsivaka tahatra ñy hisaraka. [2.165] Tantamo an-dovoka : vahatry ny mitsivaka tahatry ny hisaraka. [1.147 #T36]
 | 
| Interprétation malgache | Tatamo an-dobo ny olona: aleony mitsivaka toy izay misaraka. [2.165] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Tavoangy ranizina latsak' an-dovoka : alain-tsy azo, avela tsy foy. [1.147 #T50] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Voay lahy tsy miara-lovoka (rano lalina). [2.165] Voay lahy tsy miray lovoka. [1.147 #V75]
 | 
| Interprétation malgache | Voay lahy tsy miara-mitoetra.  + Lovoka dia anarana iantsoan' ny Betsimisaraka ny rano lalina maizim-be izay heveriny ho tranon' ny voay. [2.165] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |