| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mahafantatra | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ny torovok' amboa maro mpahalala, fa ny hisafelehan' ny rambony no tsy misy mahafantatra.  [1.1] Torovok' amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra.  [1.1]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra.  [1.1] Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra.  [1.1]
 | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |