| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manamarina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tefin'  ny olon-tsy mahay, ka tsofa no manamarina azy.  [2.558 #4117]
 Tefin' olona tsy mahay : tsofa no manamarina azy. [2.415 #3754] Tefin' olon-tsy mahay, ka tsofa no manamarina azy. [2.165 #1657] Tefin' olon-tsy mahay: tsofa no manamarina azy. [2.653 #3055]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Manière de forger d' un ignorant : la lime rectifie et égalise ce qui n' est pas bien.  [2.415 #3754]
 Un objet forgé par un mauvais forgeron: c' est la lime qui le rectifie. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui donnent de l' argent pour appuyer leurs fausses prétentions et les faire triompher. [2.415 #3754] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |