| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : marimaritra | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ny iray tsy tia mafana, ary ny iray tsy tia mangatsiaka; ka ataovy marimaritra hiraisana. [2.165 #263] | 
| Traduction française | L' un n' aime pas chaud, l' autre n' aime pas froid; donc faites tiède pour rester d' accord.  [2.165 #263] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Rafara tsy tia mangatsiaka, ka aokaRafotsiraivo no hanao izay marimaritra iraisana.  [2.558 #3697] Ramatoa tsy tia mahamay, Rafara tsy tia mangatsiaka, dia aokaRafotsiraivo no hanao izay marimaritra hiraisana.  [2.415 #1782, 2.653 #2735]
 | 
| Traduction française | L'aînée n' aime pas le chaud, la dernière n' aime pas le froid ; il faut donc que la cadette, pour les mettre d' accord, fasse une température moyenne.  [2.415 #1782] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |