| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : matomperina
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny avany, dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra.  [2.165 #1852, 2.415 #1472]
 | 
| Dikanteny frantsay | Si votre gendre achète bien et porte à la main un beau morceau de graisse, ce n' est plus un gendre mais un vrai fils.  [2.415]
 Si vous avez un gendre qui achète bien et apporte un bon morceau de graisse à la main, ce n'est plus un gendre, c'est un vrai fils.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |