|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tsara
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny
Explications en anglais  4  [1.7] good; well
Explications en français  5  [1.3#753, 1.8] bon
6  [1.3#753] qui a de bonnes qualités, beau
7  [1.8] bien
Exemples  8  [2.293] Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina.
Morphologie 
9  Simple :
10  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  29  88 mots contenant tsara
Antonymes  30  ratsy
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot tsara

Entrée (2/5)32  tsa
Partie du discours  33  impératif de l'adjectif [Liste complète]
Explications en français  34  [1.3] soyez bon
Tous les mots composés 

Entrée (3/5)37  tsara
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39  [1.1] Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady.
Explications en français  40  [1.3#753] jugement
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 

Entrée (4/5)45  tsara
Partie du discours  46  nom
Explications en malgache  47  [1.78] teny, resaka [Bara]
Dérivés 
Verbes actifs :
Tous les mots composés 
Analogues  50  fototsara, marotsara

Entrée (5/5)51  tsara
Partie du discours  52  nom
Explications en français  53  [1.196] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
Vocabulaire  54  Botanique

Anagrammes  55 satra, 56 tarsa, 57 tsara, tsarà

Mis à jour le 2025/09/13