| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : midofitra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Angady mondro nihadian-tany, ka  Angady mondro nihadian-tany: midofitra ihany fa tsy mety latsaka. [2.165 #2169] Angady mondro nihadian-tany : mifototra ihany, fa tsy mety latsaka. [2.415 #3654] Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy latsaka. [2.558] Angady mondro nihadian-tany : teo ihany fa tsy nievotra. [2.558]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Bêche usée dont on se sert pour creuser la terre, elle donne des coups, mais elle ne pénètre plus dans la terre.  [2.415 #5429]
 Bêche usée qui a servi à creuser la terre : elle frappe fort, mais elle n' entre pas. [2.415 #3654] Une bêche tout usée ayant servi à labourer la terre: elle frappe fort (jusqu' au manche), mais n' enfonce pas beaucoup. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Il ne faut pas oublier les bienfaits reçus.  [2.415 #5429]
 Parce quelle est trop émoussée. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |