| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : miebanebana | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Aza manao tahaka ny vorontsiloza: miebanebana tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin' ombilahy, dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany; maneno tsy ampongabe, dia izy ihany.  [2.653] Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy, dia izy ihany, manakora tsy adin' ombalahy, dia izy ihany, miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany, midoboka tsy ampongabe, dia mbola izy ihany koa.  [2.558]
 Aza manao tahaka ny vorontsiloza: mikorefarefa tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin' ombilahy, dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany; midoboka tsy ampongabe, dia izy ihany.  [2.653]
 |  | 
 |  | 
| Index |  | 
| 
 |