| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mihata-maso | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Isika izao tahaka ny vako-drazana : izay mihata-maso velezina.  [2.558 #1452]
 Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha pehina. [2.653] Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha velezina. [2.653] Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha pehina. [2.415 #556] Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha velezina. [2.415 #556] Toy ny vako-drazana isika: ka izay mihata-maso aloha velezina, ary izay tsy ampy lanja fenoina. [2.165 #299]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Nous sommes comme la chaîne d' argent des ancêtres, les anneaux qui s' écartent et se séparent sont frappés.  [2.415 #556]
 Nous sommes semblables aux chaînes d' argent des ancêtres; on frappe sur les anneaux qui s' ouvrent, et on ajoute à ceux qui n' ont pas le poids. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Ces paroles étaient dites par les Tsiarondahy, serfs royaux qui pouvaient être punis, mais ne pouvaient être vendus comme les autres esclaves. [2.415 #556] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |