| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mihaza | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amboa nihaza jorery ka feo no re.  [2.558 #20]
 Amboa nihaza jorery, ka ny feo no re. [2.165 #1214, 2.653 #127]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un chien chassant une cigale, il en entend le cri (mais c' est tout, il ne la voit pas). [2.165 #1214] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Amboa nihaza mamba, ka mandimby ananana. [2.165 #1720, 2.653 #128]
 Amboa nihaza mamba, ka nandimby ananana. [2.558 #175]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un chien chassait un crocodile, et les rôles ont changé (c.à.d. c' est le crocodile qui a pris le chien). [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Un voleur volé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny.  [2.558 #1415]
 Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [2.558]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |