| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mikiaka | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Atodim-boromahery antenantenan-tsolatra : izay mikiaka no zanany.  [2.558 #345] Atodim-boromahery an-tenatena-solatra : ny mikiaka no zanany.  [2.653 #322]
 | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Atodiny aza mikiaka, indrindra izany raha foy ! [2.974 #500] | 
| Traduction française | Encore dans l’œuf, il piaille; que sera-ce lorsqu’il sera éclos ! [2.974 #500] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 3 | Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka.  [1.1] Mainka izany raha foy, mbola akorany aza mikiaka! [2.558]
 Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka. [2.165 #1245]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana.  [1.1] | 
| Traduction française | Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà.  [2.165] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |