| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : miorina | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Miorena tsara raha hiorina, fa aza manao sarin-domano.  [2.415 #3356] | 
| Traduction française | Si vous voulez faire valoir vos droits, précisez-les, mais ne faites pas des détours et des feintes comme les nageurs.  [2.415 #3356] | 
| Interprétation française | Se disait de ceux qui ont des prétentions vagues.  [2.415 #3356] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava.  [2.415 #1213] | 
| Traduction française | Propreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon.  [2.415 #1213] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |