| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : mipepipepy | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Aza atao hoatry ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva, ka tsy hita izay rariny hiainana. [2.415 #753] Aza atao ohatra ny kifafa: mipepipepy marain-tay hariva, ka tsy mahita izay rariny hiainana.  [2.653]
 Aza atao toy ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva, nefa tsy mahita izay rariny iainana ihany.  [2.558]
 | 
| Traduction française | Ne le traitez pas comme le balai : du matin au soir, il va à droite et à gauche, toujours occupé, sans jamais recevoir un témoignage de satisfaction, sans pouvoir jamais se reposer.  [2.415 #753] | 
| Interprétation française | Il ne faut pas accabler de travail les petits sans les encourager.  [2.415 #753] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |