| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : misahato | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Nahoana moa hianao no sarotin' alahelo, ka tia tsiri-pasana ?  [2.415 #2637, 2.653 #2027] Nahoana moa no sarotin'  alahelo ka no tia tsiri-pasana ? [2.558 #2662]
 Raha sarotin-kalahelo, aza tia tsiri-pasana.  [2.558 #3652]
 Sarotin' alahelo ka no tia tsiry fasana.  [1.1]
 Sarotin'  alahelo ka no tia tsiri-pasana, tsy tia ady ka no misahato olona.  [2.558 #3852]
 Sarotin' alahelo ka tia tsiri-pasana. [2.165 #1022]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza olona sarotin-javatra iray, nefa dia fatra-panao io zavatra io indrindra; "tsy tia ady ka no misahato olona", "sarotin-doiloy, ka no mihinampatsa manta".  [1.1] | 
| Traduction française | Puisque vous vous affligez facilement, pourquoi allez-vous voir le tombeau?  [2.415 #2637] Sous l' empire d' un grand chagrin, il aime à aller voir souvent au tombeau.  [2.165]
 | 
| Interprétation française | Pourquoi cherchez-vous les occasions de chagrin ?  [2.415 #2637] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |