| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : misokosoko | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaka ny rahona, fa misokosoko tahaka ny fanala, tsy hita ka mahangoly. [2.653 #2456, 2.974 #275] Ny tsiny tsy mba mivongovongo tahaky ny rahona, fa misokosoko tahaky ny fanala, tsy hita ka mahangoly.  [2.415 #6432]
 Ny tsiny tsy mivongovongo ohatra ny rahona, fa misokosoko toy ny fanala, nefa mahangoly.  [2.558]
 | 
| Traduction française | Les blâmes secrets ne s’amoncellent pas en flocons comme les nuages; ils s’insinuent comme le froid : vous n'apercevez rien, et vous voilà transi. [2.974 #275] Le sentiment de la culpabilité, cela ne se montre pas comme un amas de nuages, mais cela vient comme de la gelée blanche qu' on ne voit pas et qui engourdit.  [2.415 #6432]
 | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |