| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : mpindrana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana.  [1.1] Lamba Lamba | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Aoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |