| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : noheverina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ny antenaina, tsy azo ; ny an-tanam-botsotra. [2.415]
 Ny antenaina, tsy misy ; ny an-tanam-botsotra. [2.415] Ny Ny nantenaina tsy azo, ny an-tanam-botsotra. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahavoazana lehibe mihatra amin' ny tena, fa izay noheverina tsy azo, nefa ny teny an-tanana koa latsaka tsy tana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Il n' a pas obtenu ce qu' il désirait, et ce qu' il tenait s' est échappé de sa main. [2.415 #5924] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui laissent un bien certain pour un bien illusoire ; se disait aussi d' une double perte. [2.415 #5924] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |