| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : rabevoina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao hoe : Itompokolahy Ikaky, fa Rabevoina rain'  ialahy.  [2.558 #506]
 Raha Raha Raha ny ahy, ataonao hoe, rabevoiny rain' ialahy; ary raha ny anao, dia ataonao hoe ratompokolahy ikaky. [1.3] Raha rainao ataonao hoe Itompokolahy dada; fa raha raiko kosa, Rabevoina rainao. [1.1]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fiangarana amin' ny fitenenana ka raha an' ny tena soasoavina, fa raha an' ny hafa bantibantina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Quand il s'agit de mon père mort, vous dites: le malheureux ton père; tandis que pour le vôtre, vous dites: monsieur ou feu mon père. [1.3] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | On se flatte soi-même et on méprise les autres. [1.3] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |