| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : Rafara
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Rafara tsy tia mangatsiaka, ka aokaRafotsiraivo no hanao izay marimaritra iraisana.  [2.558 #3697]
 Ramatoa tsy tia mahamay, Rafara tsy tia mangatsiaka, dia aokaRafotsiraivo no hanao izay marimaritra hiraisana.  [2.415 #1782, 2.653 #2735]
 | 
| Dikanteny frantsay | L'aînée n' aime pas le chaud, la dernière n' aime pas le froid ; il faut donc que la cadette, pour les mettre d' accord, fasse une température moyenne.  [2.415 #1782]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Raivo tsy hety hirafy, Rafara hisesika ihany.  [2.165 #1811, 2.415 #1432, 2.558 #3694]
 | 
| Dikanteny frantsay | L' aînée ne veut pas avoir sa jeune soeur pour rivale, mais cette jeune soeur consent à devenir la seconde femme du mari.  [2.415]
 L' aînée ne veut pas avoir sa jeune sœur pour rivale, mais la cadette ne fait pas d' objection (à devenir la seconde femme du mari de sa sœur aînée).  [2.165]
 | 
| Fanazavana frantsay | L' aînée a plus de considération pour sa cadette que vice versa. [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |